La Profession de Foi de SL en Malagasy

31/03/2015 21:28

L'Arme divine avec l'Epée : La Profession de Foi que Christ m'a donné le 15 Janvier 2009 : l'Energie de Christ pour la Victoire aux Justes

traduite en Malagasy par Jean-Jacques

30.03.2015
JJA à SL : je t'envoi maintenant la traduction de profession de foi
si tu accepte je vais dupliquer et transmis aux paysans
unité et amour

jean jacques

SL : tu as mon accord dans la pureté de ton lien à Christ. Ma confiance est totale, L'Unité est Lumière douce et profonde.
 

Christ : Nous donnons Notre Bénédiction pour  l'oeuvre engagée  par Jean-Jacques, pour le Groupe Paysans de Madagascar et son Peuple.


JJA : merci SL
gloire au seigneur Christ et au plan divin par toi et les maitres et les archanges  pour le réussite de CDF sur la réalisation du plan divin sur la terre.
unité et amour

jean jacques

 

Asan’ny finoana an’i SL

Ianao no hiandraikitra ny fanoratana ny ho avy ary ianao no hiaro izany

Aoka ianao ho ato ampoko (Kristy),aoka hadio ianao sy ho fantatra

Hihaino isan’andro ny teniko ianao

Avy amin’ny heritreritro no hiaingan’ny aingam-panahy ao aminao

Ny finoana ao aminao no hiaro anao @ zavatra ratsy rehetra

Tsy hitsahatra mihitsy ianao @ fanatratrarana ny tanjona Kristy

Hamirapiratra ny Fitiavako avy ao aminao (Kristy)

Ary ny teniko dia ho tonga ao aminao mora foana

Ianao no hampianatra ny olombelona HITIA

Mianara ianao hitazona tsara ny herinao feno hazavana

Inao dia tokony ho ato amiko foana sy ho ato ampoko(kristy)

Mitondra ny adidy lehibe eo an-tsorokao ianao ny asa masinan’i Kristy

Karakarao sy  tohano tsara ny tenanao

Ireo Mpampianatra rehetra dia mila anao avokoa,tokony ho afaka ianao

Ny fanampiana dia tanteraka tokoa avy aminay

Ireo fangatahana rehetra dia ho raisina

Ianao no ilay zanaka mamin’ny fo tompo ary homena ny fitiavana lehibe avy aminay

Omena ny ny fitaoavana rehetra ianao ahafahanao milaza ny vaovao mahafaly

Amin’izay ianao dia ho mora hazon’ny olona ny teninao sy ny hafatra rehetra

Ianao dia ao amin’ny herin’i  JESOSY izay feno hazavana izay nametraka anao ato ampoko (Kristy)

Nosafidiako ianao satria  noho ny maha zanak’i JESOSY anao

Mitoera ianao eny amin’ny avo indrindra ao @ Kristy ary aza midina @  ny zavatra ambany mihitsy

Avy ao aminao no hametrahako ny fanatenana rehetra ho an’ny tany

Ny fanantenako rehetra (kristy)

Tsy ekena mihitsy ny fisalasalana @ asa Kristy

Fahendrena -  fitiavan sy hafaliana ary ny finoana

Tazony mafy ny asa finoana ao amponao, mandehana ry mpianatro ary miasà

Christ, chateaulin,15.01.2009